Entrée | 1 foronina |
Radical | 2 forona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao? Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be formed, to be fashioned, to be created. 6 [1.7] to be created to be formed or fashioned |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |