|
|
|
|

Entrée1  fokarina
Radical  2  fokatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata
Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha
Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra
Explications en anglais  5  [1.7] to be exhumed; to be extracted
Explications en français  6  [1.8] qu'on exhume; qu'on extrait
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21