| Entrée | 1 foinikana |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny tompontany tany Foinika dia isan' ny firenena malaza indrindra hatramin' ny ela noho ny fahaizany manao sambo, sy ny fahasahiany handeha lavitra eny an-dranomasina handranto sy hitady tany vaovao ary haka ny vokatra avy any lavitra.
[1.38#337] |
| Vocabulaire | 4 Géographie: pays, peuples |
| Anagrammes | 5 fikonaina, foinikana, 6 ifanakony |
| Mis à jour le 2026/11/01 |
|