|
|
|
|

Entrée1  fohy fiainana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.10#F622] 1. tsy ampy halavana araka izay ilana azy amin' ny asany, ka tonga kely ezaka; mora mialo toy ny tafaforana na ny vimiaina izany
2. fohyandro
Explications en français  4  [1.3] qui a peu d'air pour respirer, qui respire difficilement; qui a la vie courte
qui ne va pas loin, pas solide: Fohy fiainana ity trano ity (Cette maison n'est pas solide)
Mots élémentaires  5  fohy, fiainana

Mis à jour le 2025/02/02