Entrée | 1 fohazina |
Radical | 2 foha |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be wakened |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on réveille |
Exemples |
7 Aoka ny lasa hatory mandrakizay fa aza fohazina intsony, hoy Bina. [2.499#] 8 Dia tsy navelako ho fohazina tamy ny io alina io Raketaka sy Ramasinoro fandrao taitra ka mivadi-pò Ramasy. [2.59#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fohazina |
Anagrammes | 14 fihazona, fohazina, hofaizan, hofiazan, ifohazan, nifohaza |
Mis à jour le 2024/07/11 |