|
|
|
|

Entrée1  fofoina
Radical  2  fofo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io
5  Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho [1.1]
Explications en anglais  6  to be engaged to be married (of the girl) [1.7]
Explications en français  7  Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer) [1.3#177]
8  fiancée (se dit de la femme) [1.8]
Exemples  9  kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy. [2.588#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fofoina

Anagrammes  15  afofony, fofoani, fofoany, fofoina, ifofoan, nifofoa

Mis à jour le 2024/02/16