|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fizakana
Radical  2  zaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
5  Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako
6  Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy [1.1]
Exemples  7  Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra. [1.369#]
8  Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena. [4.27#]

Entrée (2/2)9  fizakana
Radical  10  zaka
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Fitenenana, firesahana [1.1]

Mis à jour le 2023/02/16