|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fivondronana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io
Explications en français  4  [1.5#339] groupement
Exemples  5  [2.503#51] Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina!
Radical  6  vondrona

Entrée (2/2)7  fivondronana
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany
Explications en français  10  [1.5#339] unité administrative équivalente à la préfecture
Exemples  11  [2.445#10] Tonga teto omaly ny mpiasan'ny fivondronana.
Vocabulaire  12  Politique
Radical  13  vondrona
Synonymes  14  fivondronam-pokontany

Mis à jour le 2024/12/11