|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fivondronana
Radical  2  vondrona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io [1.1]
Explications en français  5  groupement [1.5#339]
Exemples  6  Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina! [2.503#51]

Entrée (2/2)7  fivondronana
Radical  8  vondrona
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Explications en français  11  unité administrative équivalente à la préfecture [1.5#339]
Exemples  12  Tonga teto omaly ny mpiasan'ny fivondronana. [2.445#10]
Vocabulaire  13  Politique

Mis à jour le 2020/07/31