|
|
|
|

Entrée1  fivondronam-pokontany
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany
Exemples  4  [2.114#] Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany.
Mots élémentaires  5  fivondrona, fokontany
Synonymes  6  fivondronana

Mis à jour le 2024/12/10