|
|
|
|

Entrée1  fivavahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy
Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo
Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po
Explications en anglais  4  [1.7] worship; religion
Explications en français  5  [1.8] religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe
Exemples  6  [1.436#] Ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny razana;
7  [2.366#] ny amin' ny fivavahana, samy manao ny fanaony;
Radical  8  vavaka
Mots composés 
Article  10  Randzavola: fivavahana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11