Entrée fivalozana (valo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana
Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1]
Explications en anglais A change of sentiment; regret, repentance [1.7]
Explications en français Repentir, pénitence [1.3, 1.8]
 Action de demander pardon [1.3]
Exemples Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa. [2.857]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/02/27