|
|
|
|

Entrée1  fitsofan-drano
Radical  2  tso-drano
Mots élémentaires  3  fitsofana, rano
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  [1.1] Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon' i dada sy neny no naha-toy izao ahy
Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon' ny fanambadianay i nenibe
Explications en français  6  [1.3#791] Bénédiction, aspersion ; l’instrument
Exemples  7  Io rano io dia afafy amin' ny vahoaka ho fanadiovana sy ho fitsofan-drano azy [2.508#165]

Mis à jour le 2024/12/12