|
|
|
|

Entrée1  fitsinjovana
Radical  2  tsinjo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo
Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa
Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao
Explications en anglais  5  [1.7] the act of overlooking from afar
care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des)
Explications en français  6  [1.3#780] L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins
7  [1.8] action de regarder au loin
soins
Exemples  8  ny lalàna mifehy ny asa, ny zo sendikaly, ny zo hitokona ary ny fitsinjovana ara-tsosialy; [1.320#]
9  Misy kosa ny fantatra fa fitsinjovana ny filaminana amin' ny fiaraha-monina an-toby : tsy mahazo mikasika vehivavy. [2.472#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11