|
|
|
|

Entrée1  fitsikarohana
Radical  2  tsikaroka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
5  Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31