|
|
|
|

Entrée1  fitsihana
Radical  2  tsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava
5  [1.13] fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray
Explications en français  6  [1.13] fuite, infiltration
Synonymes  7  fitsika

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21