Entrée | 1 fitsidradraka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity |
Radical | 4 tsidradraka |
Synonymes | 5 fitsidradra, fitsidradrahana, fitsidradrana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |