Entrée | 1 fitsidradrahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity |
Radical | 4 tsidradraka |
Synonymes | 5 fitsidradrana, fitsidradraka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |