|
|
|
|

Entrée1  fitsaboana
Radical  2  tsabo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana
Explications en anglais  5  [1.7] medical care and nursing
Explications en français  6  [1.8] soins médicaux
Exemples  7  [2.113#75] Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana?
8  [2.285#89] Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity.
Vocabulaire  9  Santé
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11