Entrée | 1 fitoviana |
Radical | 2 tovy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto |
Explications en anglais |
5 [1.7] equality |
Explications en français |
6 [1.8] égalité; ressemblance |
Exemples |
7 Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona. [2.424#] 8 fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary. [2.114#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |