Entrée | 1 fitoto |
Radical | 2 toto |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mitoto Azo totoina |
Exemples |
5 Na hototoinao ao an-daona aza ny adala, tahaka ny fitoto vary amin' ny fanoto, tsy hisaraka aminy ny hadalany tsy akory. [2.996#] |
Anagrammes | 6 fitoto, totofy |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |