Entrée (1/2) | 1 fitomboka |
Radical | 2 tomboka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka [1.1] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 6 fitomboka |
Radical | 7 tomboka |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy) [1.1] |
Explications en français |
10 cachet [1.13] |
Mis à jour le 2020/07/31 |