|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitokisana
Radical  2  toky
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  confiance [1.5]
Exemples  5  Fa izy hanadino ny adidiny sy ny voninahiny ka tsy hitandrina ny fitokisana napetraka taminy, noho ny fitiavana, no tsy takatry ny saiko. [2.5]
6  Olona mampiseho fitokisana sy fitiavana anao, na fantatra aza fa fitokisana sy fitiavana diso petraka izany, sarotra ihany ny hampiseho aminy amin' ny fiteny ria ny fihetsika fa tsy momba azy ianao. [2.4]
Morphologie 
7  Simple :
8  Préfixée :
Autres orthographes  9  fitokiana

Entrée (2/2)10  fitokisana
Partie du discours  11  nom
Explications en français  12  (de toky : confiance, assurance). Préparation qu'on appliquait après avoir fait des incisions multiples aux personnes qui partaient au combat ou allaient trafiquer dans des régions jugées dangereuses. Cette pratique était censée les protéger contre les dangers. [Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  13  Botanique

Anagrammes  14  fitakosina, fitokisana, fitsaikona

Mis à jour le 2023/01/20