|
|
|
|

Entrée1  fitenim-paritany
Mots élémentaires  2  fiteny, faritany
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady
Exemples  5  mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#]
Vocabulaire  6  Linguistique
Autres orthographes  7  fitenimparitra

Mis à jour le 2024/12/12