Entrée | 1 fitaterana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra |
Explications en français |
4 [1.13] transport |
Exemples |
5 [2.4#] Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. 6 [4.27#] Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. |
Radical | 7 tatitra |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |