|
|
|
|

Entrée1  fitaterana
Radical  2  tatitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra
Explications en français  5  [1.13] transport
Exemples  6  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4#]
7  Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11