|
|
|
|

Entrée1  fitaovana
Radical  2  tao
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe
Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany
Explications en anglais  5  [1.2] [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc.
6  [1.7] arms and supplies for war; instruments, equipment
Explications en français  7  [1.8, 1.13] matériel
8  [1.8] armes et matériel de guerre ; instruments
9  [1.13] appareil
Exemples  10  Ireto avy ny fitaovana ilaina. [2.117#]
11  Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445#]
12  Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366#]
Vocabulaire  13  Outils
14  Militaire
Mots composés 

Anagrammes  33 

Mis à jour le 2025/01/21