|
|
|
|

Entrée1  fitambotsorana
Radical  2  tambotsotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany.
Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena.
Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaiza miteny.
Explications en anglais  5  [1.7] a decline in position or dignity
Explications en français  6  [1.8] diminution, déclin, action de reculer

Mis à jour le 2024/12/11