Entrée | 1 fitalahoana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra |
Explications en français |
4 [1.3] l'action de prier, de demander, la cause |
Exemples |
5 [2.996] Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. |
Radical | 6 talaho |
Analogues | 7 fiambezoana, fitampesonana |
Mis à jour le 2024/12/26 |
![]() |