|
|
|
|

Entrée1  fitampesonana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao.
Radical  4  tampesona

Anagrammes  5  fisampotenana, fitampesonana

Mis à jour le 2025/01/21