|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitakona
Radical  2  takona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' izay mitakona, miafina

Entrée (2/2)5  fitakona
Radical  6  takona
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.78] [Taisaka] bao filanjana entana
filanjana, fitondrana maratra, marary, maty
9  [1.78] [Tanosy] filanjana
10  [1.1] Fomba entina mibata zavatra indray miaraka
Explications en anglais  11  [1.2] [Mod. s. from mitakona (takona II.).] A palanquin. (Prov.)
Explications en français  12  [1.82] [Taisaka] bois dont on se sert pour porter
13  [1.78] [Tanosy] brancard
Analogues  14  fitakonana

Anagrammes  15  fiantoka, fikatona, fikotana, fitakona, fitokana, fitonàka, ifantako, nafitako, natafiko, natifako, nitafako, takofany

Mis à jour le 2023/06/03