|
|
|
|

Entrée1  fitaizana
Radical  2  taiza
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza.
5  [1.13] asa fanabeazana
Explications en anglais  6  [1.7] the act of nursing or caring for
Explications en français  7  [1.8] action de nourrir, de soigner
8  [1.13] éducation
Exemples  9  ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy? [2.356#]
10  na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. [2.470#]
Vocabulaire  11  Santé
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11