|
|
|
|

Entrée1  fitadiavana
Radical  2  tady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io.
Explications en français  5  [1.13]
Exemples  6  [2.356#] Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka.
7  [2.472#] Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy.
Mots composés 
Titres  10  Fitadiavan-kaingo (Rajonah (Tselatra))
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fitadiavana

Mis à jour le 2025/02/08