|
|
|
|

Entrée 1  fisehosehoana
Radical  2 sehoseho
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  Adalam-bola sy tia fisehosehoana " : izany no amintinan' ny mpanoratra ny toetran' izy mivady. [2.314#]
7  Ny teraka alahamady alatsinainy na raharaha atomboka amin' io andro io, dia mandany tahiry noho io andro io be rehaka sy fisehosehoana. [1.381#]

Mis à jour le 2026/04/19