|
|
|
|

Entrée1  fisehoana
Radical  2  seho
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany
Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy
Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny
Explications en français  5  [1.3#595] L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause
6  [1.13] apparition
Exemples  7  Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana" [2.436#]
8  Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381#]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/10