|
|
|
|

Entrée1  firazanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Foko niaviana: Inona no firazananareo?
Explications en anglais  4  [1.2] Ancestry, lineage, progeny, pedigree, race, generation, genealogy, clan.
5  [1.7] ancestry, descent
Explications en français  6  [1.54] lignée des aieux
7  [1.8] lignée
Exemples  8  [2.445#] Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany.
9  [2.895#] Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy;
Vocabulaire  10  Rapports: famille
Radical  11  razana
Mots composés 
Article  14  Randzavola: firazanana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11