|
|
|
|

Entrée1  firarazana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Sihanaka] toerana firariana, faniriana, fivavahana
4  [1.1] Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana
Explications en anglais  5  [1.2] see rary, anjoro.
Mots élémentaires  6  firary, razana
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07