Entrée (1/2) | 1 firaina |
Radical | 2 fira |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay 5 Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be cut, to be reaped. [1.2] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 firaina |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 fangoraham-po [Taimoro]
[1.78] |
Anagrammes | 14 afariny, afirany, arafiny, arifany, fairina, fariañy, fiarina, firaina, firanay, ifarany, ifirana |
Mis à jour le 2023/01/20 |