|
|
|
|

Entrée1  fipetrahana
Radical  2  petraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitombenana: Mahavo azy ny fipetrahan' ny alika noho ny fitsanganany
Fitoerana: Aiza ny fipetrahan' ny sira ato an-dakozia?
Fonenana: Any ambanivohitra no fipetrahanay raha vakansy
Explications en anglais  5  [1.7] the act of sitting; a seat
Explications en français  6  [1.3] l'action de s'asseoir, le séjour, le lieu, le siège
7  [1.8] action de s'asseoir; siège
Exemples  8  Akalam-bory kely teo anoloan' ny fatana no fipetrahan' I Neny na mahandro izy na mihinan-kanina. [2.472]
9  Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin'ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin'ny sinagoga [2.996]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21