|
|
|
|

Entrée1  fiovaovana
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.4] changement
4  [1.66] changement: Tsy maintsy dinihina akaiky izay fiovaovan' ny endriky ny fotondram-panjakan' ny firenena iray (Les changements dans la forme du gouvermement d'un peuple doivent être examinés de près [Fénelon])
Exemples  5  [2.270#] Rahefa ela ny ela dia azon' ny olona voasana ny fiovaovana toy izany.
6  [2.472#] Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro.
Radical  7  ovaova
Analogues  8  fanovana, fiovaova
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/12