Entrée | 1 fiovaovana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.4] changement 4 [1.66] changement: Tsy maintsy dinihina akaiky izay fiovaovan' ny endriky ny fotondram-panjakan' ny firenena iray (Les changements dans la forme du gouvermement d'un peuple doivent être examinés de près [Fénelon]) |
Exemples |
5 [2.270#] Rahefa ela ny ela dia azon' ny olona voasana ny fiovaovana toy izany. 6 [2.472#] Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro. |
Radical | 7 ovaova |
Analogues | 8 fanovana, fiovaova |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |