|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fioritra
Radical  2  oritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra

Entrée (2/2)5  fioritra
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  [1.78] [Taimoro] fihogo
Synonymes  8  oritra

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21