Entrée | 1 fiombonana |
Radical | 2 ombona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fiarahana manao, fiarahana mamana |
Explications en anglais |
5 [1.7] an association, a community |
Explications en français |
6 [1.8] association, communauté |
Exemples |
7 [1.317#] Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana. 8 [2.298#] lo vohitra io, ataoko fiombonana no anarany. 9 [2.606#] Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay. |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot fiombonana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |