|
|
|
|

Entrée1  fiolonolonana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana
4  [1.13] fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay
Explications en français  5  [1.13] individualisme
Vocabulaire  6  Philosophie
Radical  7  olonolona

Mis à jour le 2024/12/11