|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fioka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Bara] sioka
4  [1.1] Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely
Explications en anglais  5  [1.2] whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing.
whistling, whistle. See siaka, sioka.
Exemples  6  Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any. [2.472]
Vocabulaire  7  Son
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :

Entrée (2/2)13  fioka
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.78] [Bara, Tambahoaka] kapoka

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21