|
|
|
|

Entrée1  finoanoam-poana
Partie du discours  2  locution
Explications en anglais  3  [1.7] superstition
Explications en français  4  [1.8, 1.5.fr#155, 1.66] superstition
Exemples  5  [1.66] misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur)
6  [1.316#70] Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny.
Vocabulaire  7  Religions, Croyances
Radical  8  ino, foana

Mis à jour le 2024/12/07