|
|
|
|

Entrée1  filantolanto
Radical  2  lantolanto
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Ny filantolanton' ny toe-tenany tsy voatafy firy, dia toy ny haingo tsy nanam-paharoa nampidera sy nandravaka ny hakanton' ny bikany. [2.5]
5  Nitopy teny amin' i Vololona indray ny masony, fa tsy hitany ny filantolanton' ny sandriny nanampina ny masony tsy ho voan' ny hazavana; [2.529]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :

Mis à jour le 2023/01/20