|
|
|
|

Entrée1  filanjana
Radical  2  lanja
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy
5  Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao [1.1]
Explications en anglais  6  a palanquin [1.2, 1.7]
7  a pole balanced across the shoulders for carrying. See takona. [1.2]
8  a litter for carrying the sick [1.7]
Explications en français  9  chaise à porteurs [1.8]
Citations  10  Textes citant filanjana

Mis à jour le 2023/01/20