Entrée | 1 filamatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hazo mahitsy lehibe fitsapan' ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-biriky ny fitovian-tantana Zavatra tsara tokony hatao fakan-tahaka: Ny herimpon' izany lehilahy nanao be ho an' ny tanindrazany izany no tokony halainareo ho filamatra |
Explications en anglais |
4 [1.2] a straight edge. 5 [1.7] a long ruler used in construction work a guideline, a principle |
Explications en français |
6 [1.8] grande règle des charpentiers et maçon principe, modèle à suivre |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |