Entrée | 1 fikopahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina! Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe |
Explications en anglais |
4 [1.2] A fan |
Explications en français |
5 [1.3#169] Eventail, ventilateur |
Exemples |
6 [2.285#] ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. |
Radical | 7 kopaka |
Synonymes | 8 fikopaka |
Anagrammes | 9 fikapohana, fikopahana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |